|
|
|
|

Teny iditra1 lamohina
Fototeny  2lamoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy.
5Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12