|
|
|
|

Teny iditra1 lamisy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo. [1.1]
4fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5vilebrequin. [1.13]
Voambolana  6 Toe-karena: haihetsika
Tsipelina hafa  7lamiso
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 lamisy, 10 milasy, 11 misaly, 12 samily

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08