|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lambo tsy mandry |
| Singan-teny | 2lambo, 3tsy, 4mandry |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6raharaha mbola tsy tapaka, mbola tsy vita.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Sanglier qui ne dort pas.
8Se disait d'une affaire non tranchée.. [2.415#6757] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|