|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lambanina
Fototeny  2lambana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Faohin' ny fahafatesana, ringanina: Nolambanin' ny gripy espaniola ny mponin' itỳ tanàna itỳ tamin' ny taona. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 lambanina
Fototeny  10lambana
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  12to be measured as in lambana. [1.2]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17 lambanina, 18 lambiñana, lambinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02