|
|
|
|

Teny iditra1 lamako tsy mipaka
Singan-teny  2lamako, 3tsy, 4mipaka
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza ny lamako tsy tena ampifampipehina fa atao tahaka ny ambana fotsiny.
7Raharaha tsy nahavoa, nandamoka. [1.1]
Ohatra  8 lamako|tsy mipaka roa lamako|tsy mipaka ny tratrany [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12