|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lalomena
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Soavalindrano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the name of an extinct hippopotamus, the bones of which are found near Antsirabe. [1.2]
5the extinct pygmy hippopotamus. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6hippopotame. [1.54, 1.13]
7hippopotame pygmé. [1.8]
8(vieux malgache et étymologie différente), qui a désigné un hippopotame nain, aujourd'hui fossile, mais qui a été contemporain de l'homme : hippopotamus lemerei. [1.196]
Ohatra  9 Milanja taonina telo any ho any ny lalomena. [2.117]
10 Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe Aepyornis sy ny lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy. [2.508]
Voambolana  11 Haibiby: mampinono 12 Haiharingarinifahagola

Teny iditra (2/2)13 lalomena
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15(de lalona et mena : rouge .
16c'était les plus utilisées pour la teinturerie).
17Deux espèces :.
18Weinmannia rutenbergii Engl.(Cunoniaceae).. [Merina]
19Weinmannia venusta Bernardi (Cunoniaceae).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  20 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 lalomena, 22 molalena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12