|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalivay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Koba navela hiotrika elaela izay afangaro amin' ny ranon-koba hanaova-mofo mba hampibontsina sy hampitombo azy rehefa andrahoina: Mofo tsisy lalivay.
[1.1] 4zaka mampitombo ny koba. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5levain.
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|