|
|
|
|

Teny iditra1 lalandy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' anan-dia maniry amoron-drano na amin' ny honahona, iray karazana amin' ny ravim-bomanga, ary fahandro na fanao salady. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4(déformation de lalanda ).
5Ipomoea reptans Poir.
6(Convolvulaceae).
7Fréquente surtout dans les lieux frais : fossés, bord des rizières et des marécages.
8Feuilles utilisées comme légume qu'on fait cuire avec le riz.
9Voir aussi felilandy.
10C'est probablement l'hybridation entre ce dernier nom et lalanda qui est l'origine de l'orthographe incorrecte.. [Betsimisaraka, Sakalava] [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13