|
|
|
|

Teny iditra1 lakozia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Trano fanaovana nahandro: Tsy miala ao an-dakozia foana io saka io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [lakoZY] 4cuisine. [1.3]
Haiendriteny 
5 Tsotra :
6 Tovonana :
Voambolana  7 Toe-karena: hanina
Mpanahaka  8 talendakozia
Kamban-teny rehetra  9talen-dakozia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02