|
|
|
|

Teny iditra1 lakomadina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Menaka fihosorana.
4Fifangaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin' ny fikarakarana ny hoditra na ny volo: Mihosotra lakomadina isan-kariva izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5pomade. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6pommade. [1.3]
7(du français : « la pommade »).
8Nom général des pommades et onguents, surtout s'ils sont parfumés.
9On dit aussi menaka manitra : « graisse parfumée ».. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry
Mpanahaka  11 lakomady, 12 lapomady

Fivaditsoratra  13 kamoladina, 14 lakomadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13