|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lakan-drafitra |
| Singan-teny | 2lakana, 3rafitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6pirogue en planches.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Ohatra |
7 lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
[2.285#137]
8 Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508#14] |
| Voambolana | 9 Fifamoivoizan-tsambo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|