|
|
|
|

Teny iditra1  lakampiara
Singan-teny  2 lakana, 3 fiara
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1]
6 [lakam-piara] lakana misy tanany fanarenana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 pirogue à balancier [1.13]
Ohatra  8  Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily. [2.508#]
Voambolana  9  Fitaterana 10  Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04