|
|
|
|

Teny iditra1 laka-mody
Singan-teny  2lakana, 3mody
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny lakana efa 'ndeha hiverina eny amin' ny morona ilany, ka hararaotina mba ho kely ny saran-dakana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 laka-mody, 7 lakomady, 8 milodaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12