|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 laitsa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3maharitra, variana: Ary fa laitsa (Andao fa diso maharitra loatra [maika]) / Anovo malaky ny asa f'aza laitsa manao kivatolahin-dañitse eo (Ataovy haingana ny asa fa aza variana manao savoambody eo).
[Betsileo]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 4 alatsy, 5 laitsa, 6 latasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|