|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 laingaina |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ilazana lainga: Nolaingainy ianao fa tsy mahalala akory.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to be lied to, to be falsified.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5à qui on ment, qu’on trompe en mentant: Aza laingain' ialahy aho (Ne me mens pas).
[1.3#373] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|