|
|
|
|

Teny iditra1 laikaina
Fototeny  2laika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza famindra na dia atao matotra tsara, asononoka: Laikao ny famindra fa aza rotorotoina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 alikaina, 10 ikaliana, 11 ilaikana, 12 laikaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12