|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lafo vidy |
| Singan-teny | 2lafo, 3vidy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tafahoatra amin' ny tokony ho vidiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6coûteux, cher.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Aiza izay volany hanonerany entana lafo vidy ohatra ireo!
[2.472]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|