|
|
|
|

Teny iditra1 lafiratsy
Singan-teny  2lafy, 3ratsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ambadika na atin-javatra; voho. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6inconvénient.
7envers; revers. [1.13]
Ohatra  8 Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina [4.27#2007/02/28]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Ny ankehitriny :
Tohi-kevitra  11lafitsara

Fivaditsoratra  12 fisilatra, 13 lafiratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02