|
|
|
|

Teny iditra1 lafi-drihana
Singan-teny  2lafika, 3rihana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5rairain-drihana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6solive. [1.13]
Ohatra  7 Miharihary ny lafidrihana ambony izay ravadravahan' ny molaly sy ikorotsahan' ny vovoka raha sendra misy mandeha ao an-trano fandriana. [2.285#]
Voambolana  8 Toe-karena: fanorenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12