|
|
|
|
Teny iditra
1
lafasana
Fototeny
2
la
fy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Vidina mitamba-be:
Nolafasako telonjato ariary ireo voankazo ireo
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
lafasana
, lafasako, lafasanao, lafasany, lafasantsika, lafasanay, lafasanareo, lafasan', lafasan-, lafasam-, lafasa-
6
Ny lasa :
nolafasana, nolafasako, nolafasanao, nolafasany, nolafasantsika, nolafasanay, nolafasanareo, nolafasan', nolafasan-, nolafasam-, nolafasa-
7
Ny hoavy :
holafasana, holafasako, holafasanao, holafasany, holafasantsika, holafasanay, holafasanareo, holafasan', holafasan-, holafasam-, holafasa-
8
Filaza mandidy :
lafaso
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12