|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ladinina |
| Fototeny | 2ladina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hodidinina, fadidirana: Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala.
5Fatorana, akambana: Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10bararata noladinimbahy |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 dilanina, 13 ladinina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|