|
|
|
|

Teny iditra1 labatoara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin' ny fomba ara-dalàna, sy fanamboarana ny henany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4abattoir. [Vezo] [1.68]
Ohatra  5 Talohan' ny nanavaozana ny tanàn-dehibe, dia hitanao izy teny amin' ny faritra iva teny, tamin' ny trano nisy fanaka, trano kotona, teren' ny gara sy ny labatoara, eny anelanelan' ny tokotanin' ny gara sy ny trano fitehirizana entana. [1.369#]
Voambolana  6 Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12