|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 L l
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy.
4Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina.. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache..
[1.3] |
| Mpanahaka | 6 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 8Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 L l
![]() |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11marika romana izay milaza ny isa 50.
[3.1] |
| Voambolana | 12 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny isa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|