|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kristianina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza olona manaraka ny fivavahana naorin' i Kristy ka vita batemy.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fivavahana |
| Kamban-teny rehetra | 5kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|