|
|
|
|

Teny iditra1 Krismasy
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Christmas. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5la Noël. [1.3]
6Noël. [1.8]
Voambolana  7 Fivavahana
Tovy hevitra  8noely
Mpanahaka  9 noely, 10 paka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12