|
|
|
|
Teny iditra
1
kotsokotsoka
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Enti-milaza fihetsehana sy feon' ny tavoka miditra sy mivoaka.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
manotsokotsoka
,
5
manotsokotsoha
Matoantenin' ny iharana :
6
akotsokotsoka
,
7
akotsokotsohy
,
8
kotsokotsohana
,
9
kotsokotsohy
,
10
voakotsokotsoka
Matoantenin' ny fameno :
11
anotsokotsohana
Anarana :
12
fanotsokotsohana
,
13
fanotso
ko
tsoka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19