|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kotsetsa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 15 bekamentsona, 16 bekarajia, 17 marovava, 18 mpikamentsona, 19 mpipentsompentsona, 20 mpitafa, 21 mpitaria, 22 mpivatsavatsa, 23 tsaontsaombava |
| Fivaditsoratra | 24 kotsetsa, 25 tsetsoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|