|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kotsabaina |
| Fototeny | 2kotsaba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra: Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 ikotsabana, 10 kotsabaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|