|
|
|
|

Teny iditra1 kotrohina
Fototeny  2kotroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Apoaka na arefotra mafy.
5Andrahoina, ampangotrahina: Kotrohy tsara ireto tsaramaso ireto. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12