|
|
|
|

Teny iditra1 kotranina
Fototeny  2kotrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky.
5Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy.
6Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 kotranina, 12 tranokany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12