|
|
|
|

Teny iditra1 kotraina
Fototeny  2kotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lanina tsiro (ny tany volena zavatra iray ihany isan-taona).
5Tsy ampiasaina intsony fa efa tonta. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akitrano, 11 kaonitra, 12 kitroana, 13 kotraina, 14 tany roka, 15 tinoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12