|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korotehina |
| Fototeny | 2korotika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko?.
5Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny. 6Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ?. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|