|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kororohina |
| Fototeny | 2kororoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alana bozaka na akofa: Kororohy tsara ny varintsika, Rabozy.
5Haratsina, fosaina: Nokororohany tao amin' ny fivoriana tao Rakoto. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|