|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korontanina |
| Fototeny | 2korontana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana korontana; tabatabaina: Nokorontanin' i Soa ny bokiko.
5/ Aza korontaninao ny saiko. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|