|
|
|
|

Teny iditra1 korombina
Fototeny  2koromby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo.
5Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12