|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 koroka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sihanaka] bibikely manimba fanaka
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Tankarana] charançon ; insecte qui détruit les graines, qui s'attaque au bois
[1.19] |
| Voambolana | 5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 6 koroko |
| Teny iditra (2/3) | 7 koroka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 [Tankarana] brigand
[1.19] |
| Tovy hevitra | 10 koroko |
| Teny iditra (3/3) | 11 koroka |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 [Antambahoaka] jejo, janga
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|