|
|
|
|

Teny iditra1 korise
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-dantelina atao amin' ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana ny kofehy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Ouvrage fait au crochet.. [1.3#356]
Ohatra  5 Zazavavy mahay zavatra rahateo koa moa izy, ka efa nahavita kitapo misy dantelina miharo venizy sy korise hasiana ny fihirana, mba hovimbinina toy ny fanaon'ny Madamabe. [1.222#mg]
Voambolana  6 Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  7 kisore, 8 korise, 9 sikore

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12