|
|
|
|

Teny iditra1 korisaina
Fototeny  2korisa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sosana, andefasana zavatra hipoka aminy: Nokorosainy hazo izy hamikirany.
5Kosehina, dilorina: Korisaina taim-bankona ny fanaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Contre ou vers quoi on fait glisser, qu’on frotte. [1.3#356]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ikorisana, 12 isokirana, 13 korisaina, 14 sarikoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12