|
|
|
|

Teny iditra1 korianana
Fototeny  2koriana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra.
5Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to have something flow or glide over it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7sur quoi on fait glisser. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anankiroa, 13 anikorana, 14 ikoranana, 15 korianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12