|
|
|
|

Teny iditra1  koretehina (koretika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano [1.1]
4  Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka [1.1]
5  Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05