|
|
|
|

Teny iditra1 korefaina
Fototeny  2korefa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain' ny Fitsarana ny raharahany ka maty tsy nahita ny fiafarany akory izy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ikorefana, 10 korefaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12