|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 konfesy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3(Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana.
4(Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana". [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5confession to a priest.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6confession.
[1.3] 7confesse, la confesse. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|