|
|
|
|

Teny iditra1 komonisma
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitantanan-karena mifototra amin' ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an' ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan' ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian' Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy etỳ an-tany. [1.1]
Voambolana  4 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12