|
|
|
|

Teny iditra1 kombarika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a scaffold; holes for fastening scaffolding. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5échafaudage, trous pour fixer un échafaudage. [1.8]
Tovy hevitra  6kombarina
Kamban-teny rehetra  7lavakombarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08