|
|
|
|

Teny iditra1 koman
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4chef, administrateur.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5 Miaramila

Fivaditsoratra  6 komandà, 7 mandoka, 8 mondaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12