Teny iditra | kolombianina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Kolombia (Amerika atsimo): Metisy ny ankabiazan' ny Kolombianina Momba an' i Kolombia, an' i Kolombia na avy any Kolombia: Volamena sy solitany no vokatra kolombianina be indrindra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Colombian [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Colombien, colombienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: colombien. | |
Mpanahaka | Kolombia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |