|
|
|
|

Teny iditra1 kôlerà
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana. [1.1]
4karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5choléra. [1.13]
Voambolana  6 Fahasalamana

Fivaditsoratra  7 kelora, 8 kôlerà, 9 laroke

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12