|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kolepaka |
| Fototeny | 2lepaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandringa tsy marim-pamindra, fohy na maratra ny tongotra ila ka ohatra ny taritina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5limping; loose.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qui boite, bancal.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 14 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 15 kapolake, 16 kolepaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|