|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kolahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antemoro] fialahilahiana, fitenatenana olona, mialahy
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 kolahy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Bara] babin-katsaka
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 7 holaky, 8 holika, 9 kaly ho, kolahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|