|
|
|
|

Teny iditra1 kokolampo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa. [1.1]
Voambolana  4 Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12